|
|
|
|

Teny iditra1 hena ratsy
Singan-teny  2hena, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina. [1.1]
Ohatra  6 Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#]
Tovy hevitra  7henam-paty

Fivaditsoratra  8 hena ratsy, 9 tresahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12